|
|
|
|

Teny iditra1  mitety andro
Singan-teny  2  mitety, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mamantatra ny andro tsara sy manambina mba hanaovana na hanorenan-javatra araka ny vintan' ilay olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19